Teny iditra (1/3) | 1 mandravona |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 ravona |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.13] fampiraisana hevitra maromaro |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.13] faire la synthèse |
Teny iditra (2/3) | 9 mandravona |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 11 ravona |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Mampitovy tantana, manovona ny iva ary misoroka ny avo ho marin-tampona, manarina:Mandravona ny arabe Mampitovy: Mandravona ny fananana 18 [1.13] mampitovy tantana |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.13] niveler |
Voambolana |
20 Haitao |
Teny iditra (3/3) | 21 mandravòna |
Sokajin-teny | 22 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandravona [Fitanisana] |
Fototeny | 23 ravona |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.1] |
Fivaditsoratra | 25 andravonam, mandravona, mandravòna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |