Teny iditra mandrebaka (rebaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga ho noana, mahavalaka, mahasasatra, mahavizana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrebaka
Ny lasa : nandrebaka
Ny hoavy : handrebaka
Filaza mandidy : mandrebaha

Teny iditra mandrebaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Manimba, manambaka, mandreraka: Nahoa laha tsy ajarena io traño rebaka io (nahona raha tsy arenina io trano simba io) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20