Teny iditra mandrebaky
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro, Tanosy] mandrava, manimba [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] mandrava [Rakotosaona 1972]
  [Bara] mandrava, maharesy, maharava, manimba [Rakotosaona 1972]

2009/09/01