|
|
|
|

Teny iditra1  mandrehitra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mamelona: Mandrehitra afo ~ Mandrehitra ny ady ny tsy fifanarahana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to burn, to set fire to
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] mettre le feu à brûler
6  [1.13] allumer
Ohatra  7  [2.48] Ka ny andriana no manao ny lovia eo an-tampony ny fototra sy mandrehitra ny fototra voalohany.
Fototeny  8  rehitra
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13  mampirehitra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  15  mandrehitra, mihendratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21