Teny iditra mandremby
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mihaza: Laha nandremby trandrake tsy nahazo soky modia tsy navelan'ny fahasivy hihinam-boalavo (raha nihaza tsy nahazo sokina modia fa tsy navelan'ny razana hihinam-boalavo) [1.78]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31