Teny iditra | mandreraka (reraka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mamizana mafy, izaitsizy: Mandreraka ny dia lavitra ¶ Mahosa, mampahosa, mankalemy: Ny aretina no nandreraka azy ¶ Manakivy: Aza mandrera-tena ambony ihany amin' ny fiheverana izay mety hanjo [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to make tired, to exhaust [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | épuiser, affaiblir; abattre ses ailes, se dit des oiseaux ; fig. ruiner, décourager [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
épuiser, affaiblir [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |