Teny iditra mandretaka (retaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampikoa, mampirodana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandretaka
Ny lasa : nandretaka
Ny hoavy : handretaka
Filaza mandidy : mandretaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20