Teny iditra mandrevo (revo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo
¶ Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý
¶ Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao
¶ Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to bog down; to be deep and yielding, as mud [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay s'enfoncer comme dans la boue [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandrevo
nandrevo
handrevo
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany. [Andraina: Mitaraina, takila 170]

Teny iditra Mandrevo (man-, revo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany man, revo

2017/09/05