Teny iditra (1/2) | 1 mandrezatra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona: Tampenana ny vova rehefa mandrezatra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#530] roter |
Fototeny | 5 rezatra |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mandrezatra io |
Teny iditra (2/2) | 11 mandrezatra |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Mamantsika amin' ny fantsika lehibe |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3#530] clouer avec un gros clou |
Fototeny | 15 rezatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |