Teny iditra mandrezatra (rezatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona: Tampenana ny vova rehefa mandrezatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Roter [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrezatra
Ny lasa : nandrezatra
Ny hoavy : handrezatra
Filaza mandidy : mandrezata
Ohabolana 

Teny iditra mandrezatra (rezatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamantsika amin' ny fantsika lehibe [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Clouer avec un gros clou [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08