| Teny iditra | 1 mandriandry |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antemoro] matoritory
[1.78] 4 [Tanala] mitsotsotra mba haka aina, mivalampatra, miala sasatra [1.78] |
| Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/04 |
|