Teny iditra | mandriaria (riaria) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandroboka ary manetsiketsika kofehy rongony na taretra ao anaty rano [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | mandrairay, mandriaria, maraindray |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |