Teny iditra | 1 mandriaria |
Fototeny | 2 riaria |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandroboka ary manetsiketsika kofehy rongony na taretra ao anaty rano [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 mandrairay, 10 mandriaria, 11 maraindray |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |