Teny iditra mandriatra (triatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrovitra, manataka [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano, Tambahoaka] mandrovitra [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy to tear, to rip [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay déchirer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mandriatra
nandriatra
handriatra
mandriara

2013/03/27