Teny iditra | 1 mandrihavanana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anarana niantsoana karazana farantsa vahiny iray taloha izay nahitana sarin' i Napoléon III; mandrihavia kosa no anaran' ny farantsa nisy ny sarin' ny Louis Philippe |
Voambolana |
4 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Singan-teny | 5 mandry, havanana |
Mpanahaka | 6 mandrihavia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |