Teny iditra (1/2) | 1 mandringana |
Fototeny | 2 ringana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandrava, manimba tanteraka, mandevona: Ny valala no nandringana ny vary tamin' itý taona itý Mamono ka tsy misy havela hitsangana na iray ara, mandripaka: Jiolahy no nandringana ny mponina tamin' itý vohitra itý |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to destroy, to exterminate |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] détruire; exterminer |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 mandringàna |
Fototeny | 12 ringana |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandringana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 andringanam, mandringàna, mandringana, nandrangiam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |