Teny iditra mandriorio (riorio)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampirenireny
¶ Mampibirioka
¶ Mampandeha atsy mampandeha aroa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mandriorio
nandriorio
handriorio
mandrioriova

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14