Teny iditra | 1 mandritika |
Fototeny | 2 ritika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manaja, manome voninahitra: Raha mandritika ahy, mba ritihiko, raha maneva (manivaiva) ahy, mba evaiko [1.1] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mandritika io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |