|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandritra
Fototeny  2  ritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manao izay hahatankina: Mandritra dobo
5  Mahandro hena amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Mandritra henan-kisoa
6  Mandany, maharingana: Mandritra ny harena ny fisotroantoaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  dessécher, épuiser, évaporer, exterminer; ruiner [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mandritra
Fototeny  13  ritra
Sokajin-teny  14  mpampiankin-teny
Fanazavàna teny malagasy  15  Enti-milaza ny fotoana aharetan' ny asa na zavatra iray: Niasa nandritra ny adiny fito aho
16  Maninjitra, mipaka, ngarangidina, saingy amin' ireo, ny teny milaza ny fotoana no atao aloha: Niasa adiny fito maninjitra aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17  during, until the end of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18  pendant, jusqu'à la fin de [1.8]
Ohatra  19  Eny an-tsena any no lahasa mandritra ny zoma maty masoandro. [2.470]
20  Iny foana niresakay tao an-trano mandritra ny herinandro. [2.472]
Voambolana  21  Fotoana
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  23  Ny mpampiankin-teny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25