|
|
|
|

Teny iditra1  mandrivotra
Fototeny  2  rivotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny andro misy rivotra mitsoka: Nandrivotra ny andro aninaraina
Mihazakazaka mafy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be windy
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] venter
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mandrivotra io

Fivaditsoratra  12  mandrivotra, mandrovitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21