Teny iditra (1/2) | 1 mandrodana |
Fototeny | 2 rodana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manjera, mandrava: Iza no nandrodana itý tamboho itý? Mividy izaitratra: Nandrodana hena izy ireo hanomanany ny famadihana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to knock down (a wall, a house. etc.) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 démolir et jeter à terre un mur, etc [1.8] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 mandrodàna |
Fototeny | 12 rodana |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrodana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 mandrodana, mandrodàna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
![]() |