|
|
|
|

Teny iditra1  mandrohy
Fototeny  2  rohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mamatotra mafy: Mandrohy lakana
5  Misambotra (omby) amin' ny fanipazana tady handringotra sy hamatotra ny lohany na ny tandrony na ny tongony: Kinga erý Rakoto raha handrohy omby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to tie up tightly, to hog tie [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  attacher fortement [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mandrohy io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20