Teny iditra mandromborombo (romborombo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamela romborombo hitarozadrozaka amin' ny lamba [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandromborombo
Ny lasa : nandromborombo
Ny hoavy : handromborombo
Filaza mandidy : mandromboromboa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20