Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
1
mandrongo
Fototeny
2
ron
go
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
[
1.1
]
Manisy vakana na kofehy amin' ny sisindamba, na eo amin' ny lohany roa
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mandrongo
6
Ny lasa :
nandrongo
7
Ny hoavy :
handrongo
8
Filaza mandidy :
mandrongoa
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11