Teny iditra | 1 mandronjina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manosika: Saika handronjina an' Imboasalama tany an-kady Andrianjafy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to jostle, to push out of the way |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] bousculer, pousser de côté |
Fototeny | 6 ronjina |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |