Teny iditra mandroraka (roraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampiketraka, mampigedragedra, mampitambotsotra [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
mandroraka
nandroraka
handroraka
mandroraha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31