Teny iditra mandroroa (roroa (roa))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny maso toy ny mahita roa izay rehetra jereny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Voir double [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandroroa
Ny lasa : nandroroa
Ny hoavy : handroroa
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20