Teny iditra (1/2) | 1 mandroso |
Fototeny | 2 roso |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manolotra zavatra ho an' olona ka mametraka izany eo anoloany: Mandroso vary ho an' ny vahiny Manatona akaikikaiky kokoa: Mandrosoa fa aza mijajirika eo am-baravarana eo fotsiny Mitombo fahaizana: Mandroso tsara ny zanakao Mandeha tsara ka ahazoam-bola betsaka na misy tombony betsaka, mahomby: Mandroso ny fitaterana ankehitriny Lasa aloha fa tsy amin' ny toerana misy azy ihany: Nandroso haingana ny tafika Lasa nihoatra nankany amin' ny...; mitsopaka, manaoangady be lela: Mandroso lavitra dia tavitra anatin' ny ranomasina ny morontsiraka amin' itý toerana itý ~ Mandroso be loatra amin' ny taniko izany asanao izany Misondrotra, misandratra: Tsy nandroso voninahitra intsony ilay manamboninahitra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to progress, to forge ahead; to put forward, to present; to enter a house |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] avancer, progresser; présenter une chose ou une idée; entrer dans une maison |
Ohatra |
7 Andeha hiara-mandroso daholo isika hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao. [2.324] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny mandroso io |
Teny iditra (2/2) | 20 Mandroso |
Singan-teny | 21 mandroso |
Sokajin-teny | 22 anarana (gazety) |
Voambolana |
23 Mpanonta printy, gazety |
Fivaditsoratra | 24 mandroso, Mandroso |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |