|
|
|
|

Teny iditra1  mandrosy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  mifanositosika, mifanitsaka [Taimoro] [1.78]
4  manosika, mandronjina [Taisaka] [1.78]
5  mifanositosika, mifanitsaka, manery [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  6  mandrosy, somandry, sondramy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31