Teny iditra | 1 mandrota |
Fototeny | 2 rota |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tanala]
mandrovitra, mahatonga ho rota: Tsy hay ñy rivotra fa mandrota raha (tsy zaka ny rivotra fa mandrovo-javatra) 5 [1.78] [Tanosy] mandrovitra 6 [1.1] Mandrovitra, manimba |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 mandotra, mandrota |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |