|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandrotsirotsy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  rotsirotsy
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Manasavilivily (zaza) eo amin' ny sandry mba hampatory na hampangina azy, na hahafinaritra azy fotsiny
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] to rock and soothe a baby; to soothe, to deceive
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8] balancer et endormir un enfant en murmurant

Teny iditra (2/2)11  mandrotsirotsy
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fototeny  13  rotsirotsy
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Enti-milaza ny hoditra misy fivontosana kely madinika

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29