Teny iditra | 1 mandry fahalemana |
Singan-teny | 2 mandry, fahalemana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] milamina tsy misy fikorontanana |
Ohatra |
5 Mandry fahalemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna [1.1#406] |
Tovy hevitra | 6 mandry feizay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/11 |