|
|
|
|

Teny iditra1  mandry ilika
Singan-teny  2  mandry, ilika
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  mandry ka ny ila ihany, ny takiba ilany, no atao ambany
5  misahirana [1.1]
Ohatra  6  Ilay lahy antitra nandry ilika teo ambony tsihy [2.649]
7  nandry ilika ery ity zanak'Andriana tsy zatra mipetraka raha tsy ambony seza. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07