|
|
|
|

Teny iditra1  mandry tsirangaranga
Singan-teny  2  mandry, tsirangaranga
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsy matory fa mbola miarinarina ny loha
mandry amin' ahiahy
Tovy hevitra  5  mandry tsy lavo loha

Fivaditsoratra  6  mandry tsirangaranga, mandry tsy rangaranga

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16