Teny iditra | 1 mandry fahalemana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] milamina tsy misy fikorontanana |
Ohatra |
4 [1.1#406] Mandry fahalemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna |
Singan-teny | 5 mandry, fahalemana |
Tovy hevitra | 6 mandry feizay |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |