Teny iditra | mandry fahalemana | |
Singan-teny | mandry ; fahalemana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Milamina tsy misy fikorontanana [1.1] | |
Ohatra | Mandry fahalemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna
[1.1] | |
Tovy hevitra | mandry feizay | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/11 |