Teny iditra mandry ilalana
Singan-teny mandry ; ilalana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy [ mandry lalana ] Tsy vita mitampody ny dia ka tafandry amin' izay aleha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To go to a place and sleep there or somewhere on the road before returning. [1.2]
 To sleep overnight on a journey [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Coucher en voyage [1.3, 1.8]
 [ mandry lalana ] Distance pour laquelle on couche en route avant d' arriver au terme [2.415]
 Passer la nuit au cours d'un voyage [1.8]
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16