|
|
|
|

Teny iditra1  mandry ilika
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mandry ka ny ila ihany, ny takiba ilany, no atao ambany
misahirana
Ohatra  4  [2.649] Ilay lahy antitra nandry ilika teo ambony tsihy
5  [2.895] nandry ilika ery ity zanak'Andriana tsy zatra mipetraka raha tsy ambony seza.
Singan-teny  6  mandry, ilika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07