|
|
|
|

Teny iditra1  mandry ivohon' ny vato
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona tsy manan-kahina na kely aza satria toy ny mandry ao andamosin' ny varavaram-bato
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be secure
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] être en sûreté
Singan-teny  6  mandry, ivoho, vato

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07