Teny iditra mandry ivohon' ny vato (andry, voho, vato)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza olona tsy manan-kahina na kely aza satria toy ny mandry ao andamosin' ny varavaram-bato [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to be secure [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay être en sûreté [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31