Teny iditra mandry tsy lavo loha (andry, tsy, lavo, loha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy matory fa mbola miarinarina ny loha
¶ mandry amin' ahiahy [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra mandry tsirangaranga

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31