Teny iditra | 1 manebaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manakiana, maneso, manaratsy, milaza ankitsirano fa tsy mety ny natao, miteny mivantana ny faharatsiana na ny tsy fahombiazana: Manebaka ny olona rehetra io Rangahy io Manao tsinontsinona, manatsizarizary, manazimba, mamotsifotsy: Aza manebaka ny ana-dray aman-dreny |
Fototeny | 4 tebaka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |