|
|
|
|

Teny iditra1  manebiheby
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manetsiketsika, manofa, manopakopaka mba hampijanona: Nanebiheby ny fiarakodianay tamin' ny tanany izy
Mampikorontana, manelingelina: Manebiheby ny saiko ny fanahiana ny fanadinana
Fototeny  4  hebiheby
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11