|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manefahefa
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  hefahefa
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Manetsiketsika, manofahofa

Teny iditra (2/2)9  manefahefà
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manefahefa [Fitanisana]
Fototeny  11  hefahefa

Fivaditsoratra  12  anefahefam, famefehana, manafefeha, manefahefà, manefahefa, namefahefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/22