Teny iditra manefohefo (hefohefo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Malazan' ny harena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be opulent, rich, or haughty. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manefohefo
Ny lasa : nanefohefo
Ny hoavy : hanefohefo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05