Teny iditra | 1 manehakehaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mananosarotra izaitsizy raha miaina, raha maka fofon' aina; misanehakehaka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] respirer péniblement |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Fototeny | 6 hehakehaka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |