|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maneheña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] manomboka

Teny iditra (2/2)4  maneheña
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Betsileo] miankina, mitehina: Aza maneheña amin'io hazo ioio fa boboka any moa io ko nge mienjika eo (Aza mitehina amin'io hazo io fa lo anie io ka ndrao mianjera eo)
Tovy hevitra  7  manehaña

Fivaditsoratra  8  hamenena, henemana, maneheña

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31