Teny iditra | maneho (seho) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mamboraka mba ho hita, mampiseho (raha zavatra ara-tsaina na ara-panahy no lazaina): Maneho fahendrena izany fihetsika izany ~ Tonga izahay, tompoko, haneho fiaraha-miory aminareo [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to exhibit, to display [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | montrer, exhiber [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
présenter, montrer, faire apparaître, exhiber, représenter, révéler [SLP 1986] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |