Teny iditra | maneja (heja) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mahatsara bika [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Teny iditra | mañeja | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Mangeja, mamihina [1.78] | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |