Teny iditra manejokejo (kejokejo (kejo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitarika olona amin' ny alalan' ny fanambatambazana, fanangolena: Mahay manejokejo aoka izany iny olona iny
Manangoly, manolikoly, manojikojy, manejokejo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manejokejo
Ny lasa : nanejokejo
Ny hoavy : hanejokejo
Filaza mandidy : manejokejoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20